Reabonnement aloa amin'ny mvola Marovoay

Publié par Randriatsarafara Particulier Marovoay, Madagascar, MG
Loading...
Loading...
Reabonnement aloa amin\'ny mvola #1
Reabonnement aloa amin\'ny mvola #2
Reabonnement aloa amin\'ny mvola #3
Reabonnement aloa amin\'ny mvola #4

Détail de l'annonce: Reabonnement aloa amin'ny mvola Marovoay, Madagascar, MG

REABONNEMENT STARTIMES FOTSINY :

Afaka aloa anao ***Mvola amin’izay ny Réabonnement-anao Startimes*** manombaka eto.
OUI, alefa ***Mvola*** dia amin’izay tsy mila mandeha alavitra intsony.
+++na réabonnement journalier
+++na réabonnement hebdomadaire
+++na réabonnement mensuel

DIA AZO ALOA MVOLA DAHOLO IZANY REHETRA IZANY

Tsotra sy mora ary vetivety ny manao azy (5 minitra monja dia vita)
Alefaso anay amin’ny SMS ( ) na amin’ny MP Facebook (Distributeur Crédit Startimes) NY:
1- Nom + prénom-anao (izay enregistré any amin’ny Startimes)
2- Numéro de téléphone- anao (izay enregistré any amin’ny Startimes)
3- Numéro SMART CARD – anao (021 – 018)
Ireo rehetra ireo mba isoroana ny fahadisoana ny « fampidirana ny réabonnement-anao »
4- Marihinay fa ianao no mandoa ny frais d’envoi an’ilay vola réabonnement-anao
***Mvola*** :
Raha toa ka manana fanontaniana ianao, afaka MIANTSO direct na mandefa SMS ( ) na koa mandefa MP amin’ny Facebook (Distributeur Crédit Startimes)
✅ N'oubliez pas de mentionner AFRIBABA lors de votre appel !
✅ Cliquez ci-dessous pour contacter Randriatsarafara
Contacter l'annonceur
Randriatsarafara
Loading...
Pour une meilleure visibilité passez en VIP

Booster l'annonce

Signalez-nous toutes tentatives d’arnaques
  • mg  Madagascar
  • Publié: 18 Mai 2019 - 21:14
  • Visites: 1 314