Mitady mpiasa hivarotra à Toamasina Toamasina

Publié par MANDAFI Particulier Toamasina
Mitady mpiasa hivarotra eto Toamasina .
Lehilahy na vehivavy 23 à 35 taona.
Efa tena matotra ary tompon'andraikitra amin'izay atao.
Madio sy tia madio.
Mahay :
- mikaonty vola (niveau EPP),
- manamboatra compoze, lasopy, tsakitsaky (brochette hena/akoho), frite, sns.
Mety hiasa hatramin'ny 9 ora alina. Vonona hanenjika versement.
Karama 300 mille franc par mois no ho miakatra.

-------------------------

Mitady mpanasa lasety sy irak'iraka. Olona ampy taona sy madio.
Karama 100 fmg par mois.

-------------------------

Raha mahaliana anao ny tolotra dia alefaso ny CV + SARY LAVA any amin'ny adiresy mailaka :

Misaotra.
✅ N'oubliez pas de mentionner AFRIBABA lors de votre appel !
✅ Postuler à cette offre d'emploi
Contacter l'annonceur
MANDAFI
Loading...
Pour une meilleure visibilité passez en VIP

Booster l'annonce

Signalez-nous toutes tentatives d’arnaques
  • mg  Madagascar
  • Publié: 19 Oct 2016 - 19:12
  • Visites: 2 462